LALAM-PIAINANA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy eplfc indraindray feo miritsoka
Ao anaty ka mahasondriana
Bitsibitsika iva fa manditsoka
Ny ao am-po mihira fifaliana
Misy koa mazàna sentosentom-po
Tsy miloatra ka mahatorovana
Mampamolivoly zany saina ao an-doha
Ary mila tononkira.serasera.org ahafadiranovana
Maro be tokoa ’reo fitsapàna
Miandry anao eny an-dàlana ombàna
Atanjaho ny herin-tsaina
Ary aza mitaraina
Fa herezo ny dia
Ho azonao izay antenaina
Ny ho kivy na halaina
Dia ataovinao ho daptvbf sanatria
Tonony: Romule
Feony: Harry
Arrangement: Harry dpnjjsmx
Ao anaty ka mahasondriana
Bitsibitsika iva fa manditsoka
Ny ao am-po mihira fifaliana
Misy koa mazàna sentosentom-po
Tsy miloatra ka mahatorovana
Mampamolivoly zany saina ao an-doha
Ary mila tononkira.serasera.org ahafadiranovana
Maro be tokoa ’reo fitsapàna
Miandry anao eny an-dàlana ombàna
Atanjaho ny herin-tsaina
Ary aza mitaraina
Fa herezo ny dia
Ho azonao izay antenaina
Ny ho kivy na halaina
Dia ataovinao ho daptvbf sanatria
Tonony: Romule
Feony: Harry
Arrangement: Harry dpnjjsmx
--------
Lien:
