Fandaharana (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sainonao ange isika vao nifankatia.
Nioty voninkazo natao hoe tsy halazo,
Nilokaloka ny tononkira.serasera.org ho doria.
Natao nisy ireny ho fitsapana ihany,
Fa saingy tsy ankiteny, tsy nolazaina antsika,
Ka toy ny nofy ihany.
Tofoka ianao, niantso tody koa angamba.
Izaho kosa anefa nahatsapa tamin’izay
F’izay no fandaharana.

Mionona f’aza mba misaina akory
Izay fiainana efa vita.
Raha toa, raha toa manorisory,
Miondreha ianao, hodio tsy hita.
Aoka anefa ho fantatrao fa ny eto
Dia mandalo sady tsy ilaozan-tsento,
Ka ny hany azonao atao, mionona ihany,
Fa izay no vqsna fiainana eto an-tany.

Fantatro ianao fa efa nionon-tsaina,
Nahay nanadino ireo sorisory maro
Niainantsika hatrizay.
Ireny rehetra ireny, niserana avokoa.
Tsy maintsy misy fetra, ka aoka tsy hitsetra
’Reo andronao taloha.
Nionona ianao, izao uwacur nahay nitsara tena.
Niara-niaiky isika ggaenlb hatrizay ka hatrizao
F’izay no fandaharana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1705