Vakana sarobidy (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Very vakana aho zavavy, k'indro tonga mba hiangavy
(V) Vakana inona hono izany sao mba hitako eny ihany
(L) Vakana iray toa arivo, filamatra koa mba tsiahivo
(M) Arendrika tononkira.serasera.org tsy mety levona, empoina vao maika matevina
x2
Tena vakana tsara indrindra, tsy miova ary tsy maba mifindra
Lotoina, lotoina vao maika madio, tsarovy sy mba tadidio
Io 'lay vakam-pirenena tena kanto raha jerena
(V) Haingon-drazana
(L) Fahiny isbiifv izay mbola hita tsisy tsiny
(V) Tsy azon'olona takonana raha izy eny ambozonana
Andramo, andramo ho hitanao fa ho mety znqe izay hatao
x2 wdphammm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Roland RaelisonVangy : 20445
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonick
Daty : 12/03/2015 13:13