Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vakana sarobidy (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Very vakana aho zavavy, k'indro tonga mba hiangavy
(V) Vakana inona dwkrapzo hono izany sao mba hitako eny ihany
(L) Vakana iray toa arivo, filamatra koa mba tsiahivo
(M) Arendrika tsy mety levona, eiwmra empoina vao maika matevina
x2
Tena vakana tsara indrindra, tononkira.serasera.org tsy miova ary tsy maba mifindra
Lotoina, lotoina vao maika madio, tsarovy sy mba opyukx tadidio
Io 'lay vakam-pirenena tena kanto raha jerena
(V) Haingon-drazana
(L) Fahiny izay mbola hita tsisy tsiny
(V) Tsy azon'olona takonana raha izy eny ambozonana
Andramo, andramo ho hitanao fa ho mety izay hatao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Roland RaelisonVisites : 20444
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jonick
Date : 12/03/2015 13:13