You are here: home > Tononkira > Roland Raelison

Sasakalimbe (Roland Raelison)

Ny tanàna indro fa nangina
Tsy mba misy feo akory re
Ny tontolo indro injao fa gina
Fa mirotsaka ny alimbe

Fa izaho kosa mbola tsy matory
Fa misento sy oriory
Injao miventy kalokalo ao
Fa mahatsiaro atononkira.serasera.orgnao ry fahiny.
Ranomaso sisa no mitraho
Raha mahatsiaro anao ry olon'iny
Dia veloma sy masìna
No apetrako aminao ry tiana.

Ireo kintana sy volana
Toa mitsinjo sy mitazana
Toa manofahofa anao ry tiana
Dia veloma, eny, ka masìna

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Roland Raelison
Mpamaky : 852
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 28/02/2015 01:32:59
ID : 7226

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo