Vakana sarobidy (Roland Raelison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Very vakana aho zavavy, k'indro tonga mba hiangavy
(V) Vakana inona hono izany sao mba hitako eny ihany
(L) Vakana iray toa arivo, filamatra koa mba tsiahivo
(M) Arendrika tsy mety levona, empoina vao maika matevina
x2
Tena vakana tsara indrindra, tsy miova ary tsy maba mifindra
Lotoina, lotoina vao maika madio, tsarovy sy mba tadidio
Io 'lay vakam-pirenena tena kanto raha xromxeor jerena
(V) gqbqlp Haingon-drazana
(L) Fahiny izay mbola hita tsisy tsiny
(V) Tsy azon'olona takonana raha izy eny lidczlnw ambozonana
Andramo, andramo ho tononkira.serasera.org hitanao fa ho mety izay hatao
x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Roland Raelison
Hits : 19894
Likes : 0 Like
Created by : jonick
Date : 12/03/2015 13:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298