You are here: home > Tononkira > Roland Raelison

TSY HO ELA (Roland Raelison)

Tsy ho ela ny andro mamy hiverenanao
Dia izao ny alahelo sentom-poko izao
Ho avy ianao ary ny sandriko ho hatolotro
Ary ianao hanoroka ny molotro

Amin’izay ora izay
Ny tanan-tsika hifandray
Hamihina ahy ianao
Amitononkira.serasera.orgn’ny fo vaovao
Ny endrikao ho faly
Ny  foko no hamaly
Ny fitiavanao
Ny safosafonao

Aza ela miandry anao ny foko re izao
Aza ela ity ny foko mbola babonao
Miandry anao ary ny sandriko no hatolotro
Ary ianao hanoroka ny molotro


(Suzy Raivo)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Roland Raelison
Mpamaky : 4660
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : arn
Tamin'ny : 11/09/2008 13:55:26
ID : 5377

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo