Handao anao (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela rywu dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky izaho tsy hanadino
Amin’ny andro tononkira.serasera.org hiverenako aminao
Ho faly jlseqcb ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny uouv fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Roland Raelison
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela rywu dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky izaho tsy hanadino
Amin’ny andro tononkira.serasera.org hiverenako aminao
Ho faly jlseqcb ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny uouv fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Roland Raelison
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Roland RaelisonVisites : 7915
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 24/12/2006 12:57
