You are here: home > Tononkira > Roland Raelison

INAY AHO (Roland Raelison)

Inay aho nikipy tsy nety nijery,
'lay endrika kanto nisaloranao
Nefa indrisy tsy nety, voatery
fa mbola tsy nisy mitovy aminao

Inay aho nangina, nanjaitra ny molotro
Tsy handoatra ny raki-pitia notrotroiko
Nefa tsy nety, tsy maintsy natolotro
Nanosika mafy ahy mantsy ny foko

Inay aho namery ny tenako ihany
Na oviana na oviana tsy htononkira.serasera.organoroka anao
Nefa inona indray teto ambonin'ny tany
No mamiko mihoatra izay taminao

Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha toa ka tsy ho anao



Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha toa ka tsy ho anao


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Roland Raelison
Mpamaky : 3641
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : SitMihaj
Tamin'ny : 31/07/2017 17:47:45
ID : 9801

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo