Tsy mba nandao (Roland Raelison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aloka sisa no mamisavisa
Ato am-poko satria ‘lay fitia
Lasan' ny ela tsy nisy tavela
Lanin’ny aizina tsy azo laizina
Nefa ianao tononkira.serasera.org de tsy mba nandao

Ianao no heriko, ianao no tanjako
Vatolampy iankinako ny safosafonao
Maraina vaovao ny fiainako hatrizao
Ny aloky ny lasa ho’aho
Tsy tgabd hanova ny fitiavako

Masoandroko ianao fanilo ngxp manazava
Ianao no fiereko raha misy aizina ao
Ianao no nanasa ny aloky ny lasa
Ny fakan’ny fahiny hoy aho
Nanjary aina vao itemv


(Lalao Rabeson)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Roland Raelison
Hits : 8069
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/02/2015 02:04
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011