Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sasakalimbe (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tanàna indro fa nangina
Tsy mba misy feo akory re
Ny tontolo indro injao fa gina
Fa mirotsaka ny fsqqqipe alimbe
Fa izaho kosa mbola tsy matory
Fa misento sy fklr oriory
Injao miventy kalokalo ao
Fa mahatsiaro kcvsfu anao ry fahiny.
Ranomaso sisa no mitraho
Raha mahatsiaro anao ry olon'iny
Dia veloma sy tononkira.serasera.org masìna
No apetrako aminao ry tiana.
Ireo kintana sy volana
Toa mitsinjo sy mitazana
Toa manofahofa anao ry tiana
Dia veloma, eny, ka masìna
Tsy mba misy feo akory re
Ny tontolo indro injao fa gina
Fa mirotsaka ny fsqqqipe alimbe
Fa izaho kosa mbola tsy matory
Fa misento sy fklr oriory
Injao miventy kalokalo ao
Fa mahatsiaro kcvsfu anao ry fahiny.
Ranomaso sisa no mitraho
Raha mahatsiaro anao ry olon'iny
Dia veloma sy tononkira.serasera.org masìna
No apetrako aminao ry tiana.
Ireo kintana sy volana
Toa mitsinjo sy mitazana
Toa manofahofa anao ry tiana
Dia veloma, eny, ka masìna
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Roland RaelisonHits : 2630
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/02/2015 01:32
