Sasakalimbe (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tanàna indro fa nangina
Tsy mba misy feo akory re
Ny tontolo indro injao fa gina
Fa mirotsaka ny alimbe
Fa izaho tononkira.serasera.org kosa mbola tsy matory
Fa smvw misento sy oriory
Injao miventy kalokalo ao
Fa mahatsiaro anao ry fahiny.
Ranomaso sisa wswnjake no mitraho
Raha mahatsiaro anao ry olon'iny
Dia veloma sy masìna
No apetrako aminao ry tiana.
Ireo kintana sy volana
Toa mitsinjo sy mitazana
Toa manofahofa anao ry tiana
Dia veloma, sbcbdh eny, ka masìna
Tsy mba misy feo akory re
Ny tontolo indro injao fa gina
Fa mirotsaka ny alimbe
Fa izaho tononkira.serasera.org kosa mbola tsy matory
Fa smvw misento sy oriory
Injao miventy kalokalo ao
Fa mahatsiaro anao ry fahiny.
Ranomaso sisa wswnjake no mitraho
Raha mahatsiaro anao ry olon'iny
Dia veloma sy masìna
No apetrako aminao ry tiana.
Ireo kintana sy volana
Toa mitsinjo sy mitazana
Toa manofahofa anao ry tiana
Dia veloma, sbcbdh eny, ka masìna
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Roland RaelisonVisites : 2629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/02/2015 01:32
