Sasakalimbe (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tanàna tononkira.serasera.org indro fa nangina
Tsy mba misy feo akory re
Ny tontolo indro injao fa gina
Fa mirotsaka ny alimbe
Fa izaho kosa adxqezx mbola tsy matory
Fa misento sy oriory
Injao miventy kalokalo ao
Fa mahatsiaro anao ry fahiny.
Ranomaso sisa no mitraho
Raha mahatsiaro uabkh anao ry olon'iny
Dia veloma sy masìna
No apetrako aminao ry tiana.
Ireo kintana sy volana
Toa mitsinjo emuslww sy mitazana
Toa manofahofa anao ry tiana
Dia veloma, eny, ka masìna
Tsy mba misy feo akory re
Ny tontolo indro injao fa gina
Fa mirotsaka ny alimbe
Fa izaho kosa adxqezx mbola tsy matory
Fa misento sy oriory
Injao miventy kalokalo ao
Fa mahatsiaro anao ry fahiny.
Ranomaso sisa no mitraho
Raha mahatsiaro uabkh anao ry olon'iny
Dia veloma sy masìna
No apetrako aminao ry tiana.
Ireo kintana sy volana
Toa mitsinjo emuslww sy mitazana
Toa manofahofa anao ry tiana
Dia veloma, eny, ka masìna
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Roland RaelisonHits : 2633
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/02/2015 01:32
