Vakana sarobidy (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Very vakana aho zavavy, k'indro tonga mba hiangavy
(V) Vakana inona kwnrx hono izany sao mba hitako eny ihany
(L) Vakana iray toa arivo, filamatra koa mba tsiahivo
(M) Arendrika tsy mety levona, empoina vao maika matevina
x2
Tena vakana tsara indrindra, tsy miova ary tsy maba mifindra
Lotoina, aviqbnw lotoina vao qnxcj maika madio, tsarovy sy mba tadidio
Io 'lay vakam-pirenena tena kanto raha jerena
(V) Haingon-drazana
(L) Fahiny izay mbola hita tsisy tsiny
(V) Tsy azon'olona takonana raha izy eny ambozonana
Andramo, andramo ho hitanao fa ho mety izay hatao
x2 tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Roland RaelisonVangy : 20095
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonick
Daty : 12/03/2015 13:13