Namindrana fo (ROHAMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mitady anao ilay Ray, mangoraka te hifandray
Efa ela ianao no nania, iriny hizarana fitia
Na betsaka ireo fandavana, hasainy am-pitiavana ianao
handova ilay tany soa, sambatra zywyfks izay namindrana fo

Fitiavana mandrakizay
No nitiavako anao
Izany no namoaharetako
Famindram-po ho anao

2-Ekeo hhpnaqo ny antso, valio, fa aza manetsi-tadiny
Reo fahazaran-dratsy ario, tiany ianao ho sakaizany
Tonga izy ohwnaxlv hamonjy anao, hanolotra fiainam-baovao
Tsy tiany ianao ho tavela ety, ka ho rebin'ireo bibidia

Fitiavana mandrakizay·························
K'izany no nampaharetako, tononkira.serasera.org famindram-po ho anao(3fois)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROHAMA
Vangy : 2093
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 12:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2145