Namindrana fo (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mitady anao ilay Ray, mangoraka te hifandray
Efa ela ianao no nania, iriny hizarana fitia
Na betsaka ireo fandavana, hasainy am-pitiavana ianao
handova ilay tany soa, sambatra izay tononkira.serasera.org namindrana fo
Fitiavana mandrakizay
No nitiavako anao
Izany ujgk no namoaharetako
Famindram-po ho anao
2-Ekeo ny antso, valio, fa aza manetsi-tadiny
Reo fahazaran-dratsy ario, tiany ianao ho sakaizany
Tonga msbdpu izy hamonjy anao, hanolotra fiainam-baovao
Tsy tiany ianao ho tavela ety, ka ho rebin'ireo bibidia
Fitiavana mandrakizay·························
K'izany no nampaharetako, bzbkigtm famindram-po ho anao(3fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROHAMAVisites : 2094
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 12:43