TONTOLO ANDRO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandritry ny tontolo andro
Ny fahasoavanao tsy nahasaraka ahy
Na nihazakazaka aho ny atoandro
Na nandresy anie aho na fay
Nandritry ny tontolo andro
Ny maso sy griwakp ny tanananao nanaraka ahy
Lasa ny saiko indray andro
Mila mihaona Aminao indray
Anio aho hihira aho hira vaovao
Hira tsotra fanatitra am-panahy
Ho fiderana noho ny soa izay vitanao
Indrindra moa ny maha Ianao Anao
Hitsaoka Anao na aiza na aiza misy ahy
Isan’andro isan’andro
Mampitombo ny voa nafafy Ianao
Tsy tononkira.serasera.org alina tsy atoandro
Lasa hazo oqewkuj lehibe izy izao
Isan’andro isan’andro
Ny olana sy loza rahonanao
Lasa ny saiko indray andro
Izaho koa Jesosy oa mba tia Anao
Ref :
Atolotro ny foko ny fiainako foiko ho semvg Anao
Ny hirako koa raiso ho fihiram-baovao
Sitraka sy telina ho fanatitra velona
Sy fiderana fankalazana
Anio aho……………….
Jesosy ô hitsaoka Anao
Ny fahasoavanao tsy nahasaraka ahy
Na nihazakazaka aho ny atoandro
Na nandresy anie aho na fay
Nandritry ny tontolo andro
Ny maso sy griwakp ny tanananao nanaraka ahy
Lasa ny saiko indray andro
Mila mihaona Aminao indray
Anio aho hihira aho hira vaovao
Hira tsotra fanatitra am-panahy
Ho fiderana noho ny soa izay vitanao
Indrindra moa ny maha Ianao Anao
Hitsaoka Anao na aiza na aiza misy ahy
Isan’andro isan’andro
Mampitombo ny voa nafafy Ianao
Tsy tononkira.serasera.org alina tsy atoandro
Lasa hazo oqewkuj lehibe izy izao
Isan’andro isan’andro
Ny olana sy loza rahonanao
Lasa ny saiko indray andro
Izaho koa Jesosy oa mba tia Anao
Ref :
Atolotro ny foko ny fiainako foiko ho semvg Anao
Ny hirako koa raiso ho fihiram-baovao
Sitraka sy telina ho fanatitra velona
Sy fiderana fankalazana
Anio aho……………….
Jesosy ô hitsaoka Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5774
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 09/11/2018 10:59
