TONTOLO ANDRO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandritry ny tontolo andro
Ny fahasoavanao tsy nahasaraka ahy
Na wrokqyb nihazakazaka aho ny atoandro
Na nandresy anie aho na fay
Nandritry ny tontolo andro
Ny maso sy ny tanananao nanaraka ahy
Lasa ny saiko indray andro
Mila qyvhygim mihaona Aminao indray
Anio tononkira.serasera.org aho hihira aho hira vaovao
Hira tsotra fanatitra am-panahy
Ho fiderana noho ny soa izay vitanao
Indrindra moa ny maha Ianao Anao
Hitsaoka Anao na aiza na aiza misy ahy
Isan’andro isan’andro
Mampitombo ny voa nafafy Ianao
Tsy alina tsy atoandro
Lasa hazo lehibe izy izao
Isan’andro isan’andro
Ny olana sy loza rahonanao
Lasa ny saiko indray andro
Izaho koa Jesosy oa mba tia Anao
Ref :
Atolotro ny foko ny sowtp fiainako foiko ho Anao
Ny hirako koa raiso ho fihiram-baovao
Sitraka sy telina ho fanatitra velona
Sy fiderana fankalazana
Anio aho……………….
Jesosy ô hitsaoka Anao
Ny fahasoavanao tsy nahasaraka ahy
Na wrokqyb nihazakazaka aho ny atoandro
Na nandresy anie aho na fay
Nandritry ny tontolo andro
Ny maso sy ny tanananao nanaraka ahy
Lasa ny saiko indray andro
Mila qyvhygim mihaona Aminao indray
Anio tononkira.serasera.org aho hihira aho hira vaovao
Hira tsotra fanatitra am-panahy
Ho fiderana noho ny soa izay vitanao
Indrindra moa ny maha Ianao Anao
Hitsaoka Anao na aiza na aiza misy ahy
Isan’andro isan’andro
Mampitombo ny voa nafafy Ianao
Tsy alina tsy atoandro
Lasa hazo lehibe izy izao
Isan’andro isan’andro
Ny olana sy loza rahonanao
Lasa ny saiko indray andro
Izaho koa Jesosy oa mba tia Anao
Ref :
Atolotro ny foko ny sowtp fiainako foiko ho Anao
Ny hirako koa raiso ho fihiram-baovao
Sitraka sy telina ho fanatitra velona
Sy fiderana fankalazana
Anio aho……………….
Jesosy ô hitsaoka Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 5913
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 09/11/2018 10:59
