TONTOLO ANDRO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandritry ny tontolo andro
Ny fahasoavanao tsy nahasaraka unfjfenf ahy
Na nihazakazaka abep aho ny atoandro
Na nandresy anie aho na fay
Nandritry ny tontolo andro
Ny maso sy ny tanananao nanaraka ahy
Lasa ny saiko indray andro
Mila mihaona Aminao indray
Anio aho hihira aho hira vaovao
Hira tsotra fanatitra tononkira.serasera.org am-panahy
Ho fiderana noho ny soa izay vitanao
Indrindra moa ny maha Ianao Anao
Hitsaoka Anao na aiza na aiza misy ahy
Isan’andro isan’andro
Mampitombo ny voa nafafy Ianao
Tsy alina tsy atoandro
Lasa hazo lehibe izy ihns izao
Isan’andro isan’andro
Ny olana sy loza rahonanao
Lasa ny saiko indray andro
Izaho koa Jesosy oa mba tia Anao
Ref :
Atolotro ny foko ny fiainako foiko ho Anao
Ny hirako koa raiso ho fihiram-baovao
Sitraka sy telina ho fanatitra velona
Sy fiderana fankalazana
Anio aho……………….
Jesosy ô hitsaoka Anao
Ny fahasoavanao tsy nahasaraka unfjfenf ahy
Na nihazakazaka abep aho ny atoandro
Na nandresy anie aho na fay
Nandritry ny tontolo andro
Ny maso sy ny tanananao nanaraka ahy
Lasa ny saiko indray andro
Mila mihaona Aminao indray
Anio aho hihira aho hira vaovao
Hira tsotra fanatitra tononkira.serasera.org am-panahy
Ho fiderana noho ny soa izay vitanao
Indrindra moa ny maha Ianao Anao
Hitsaoka Anao na aiza na aiza misy ahy
Isan’andro isan’andro
Mampitombo ny voa nafafy Ianao
Tsy alina tsy atoandro
Lasa hazo lehibe izy ihns izao
Isan’andro isan’andro
Ny olana sy loza rahonanao
Lasa ny saiko indray andro
Izaho koa Jesosy oa mba tia Anao
Ref :
Atolotro ny foko ny fiainako foiko ho Anao
Ny hirako koa raiso ho fihiram-baovao
Sitraka sy telina ho fanatitra velona
Sy fiderana fankalazana
Anio aho……………….
Jesosy ô hitsaoka Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 5913
Likes : 1 Like
Created by : niniekely
Date : 09/11/2018 10:59
