Mahay ny zavatra rehetra (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao izahay noho ny haben'ny fitiavanao
Fa na tombonan'andro na fofon'aina tsy misy tsy nomenao
Mahatsiaro sambatra heniky ny fitahina noho ny famindraponao
Nahita ny herin'ny fifaliana ka misaotra Anao zahay
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahagagana
Famonjena, cceztcyn fiantrana, fo onena, famelana
Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao
Mahay manao ny zava-drehetra arks Ianao
Andriamanitry ny fahalalana
Fitahina, fitondrana, fifaliana, famelana
Aim-baovao fa fitiavana Ianao
Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao
Voakasiky ny herin'ny fanahy, zahay vavolombelona fa velona Ianao
Tafatoetra tamana amin'ny firaisana amin'ny fanahinao
Ilahatsahan'ny fanavaozan-tsaina velon'aina ka misaotra anao
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahagagana
Famonjena, fiantrana, fo onena, famelana
Aim-baovao fa fitiavana Ianao, dmry fitiavana Ianao
Mahay manao ny zava-drehetra tononkira.serasera.org Ianao
Andriamanitry fahalalana

Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy
Manana anao, manana anao
Fa fitiavana Ianao ka misaotra anao izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 22480
Likes : 1 Like
Created by : kofakama
Date : 13/01/2011 15:05