'LAY ILO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mihira ny Anaran’ny Ray
Ka manandratra Azy izahay
Eo no amenoany ny Fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy
Ilay ilo tsara indrindra no indro osotra
Nataony am-poko erkgzuq ao ho hery vaovao
Ilay ilo ambony indrindra yokk no indro osotra
Natokany ho an’izay mifankatia toy ny mpirahalahy
Raha mitory ny fitiavan’ny Ray
Vory mfqoyga amin’ny Anarany Izahay
Eo no amenoany ny fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 11519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feti Lanto
Daty : 12/08/2004 05:45