'LAY ILO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mihira ny Anaran’ny Ray
Ka manandratra Azy izahay
Eo no amenoany ny Fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy
Ilay ilo tsara indrindra no indro osotra
Nataony am-poko boblwafw ao ho hery bmhjen vaovao
Ilay ilo ambony indrindra no tononkira.serasera.org fxwcf indro osotra
Natokany ho an’izay mifankatia toy ny mpirahalahy
Raha mitory ny fitiavan’ny Ray
Vory amin’ny Anarany Izahay
Eo no amenoany ny fanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 11517
Likes : 0 Like
Created by : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 05:45