'LAY ILO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mihira ny Anaran’ny Ray
Ka manandratra hixnz Azy izahay
Eo no amenoany ny Fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy
Ilay ilo tsara indrindra no indro seukzjf osotra
Nataony am-poko fqyg ao ho hery vaovao
Ilay ilo ambony indrindra no indro osotra
Natokany ho an’izay mifankatia toy ny mpirahalahy
Raha mitory ny fitiavan’ny Ray
Vory amin’ny Anarany Izahay
Eo no tononkira.serasera.org amenoany ny fanahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 11518
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 05:45