io ilay zanakao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o ! Io ilay zanakao
Fa nohomboina ny ho eo amin’io hazo io
Renao ny feony, sy ny toreony ; miantsoantso Anao
Rotika ny fanahinao
Ny dawk ranomasonao efa ora firy izao
Izy mitaraina, Jesosy miala aina ; imasonao
Ref : Vaky fo ny Ray mandre kiakiakan-janaka
Rovitra ny ainao fa nahafoy anaka
Jesosy niantso anao nefa navelanao toy izao
fkyouvcm Nomenao ho vonoina, nafoinao nohomboina
Tsy ho aiko hoe hatraiza izay tononkira.serasera.org vitanao
Tsy tratry ny saiko ny fitiavanao
Hazavao fo, hahay handanjalanja koa ; izay vitanao
Ref : …
Ray o ! Soraty ao am-poko ao
Hay zava-doza izao famonjena izao
Mifona any aho, omeo fo vaovao ; manaiky Anao atfhr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 4692
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kln_rab
Daty : 19/09/2014 22:02