io ilay zanakao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o ! Io ilay zanakao
Fa nohomboina ny ho eo amin’io hazo io
Renao ny owvaynmr feony, sy ny toreony ; miantsoantso Anao
Rotika ny fanahinao
Ny ranomasonao efa ora firy izao
Izy mitaraina, Jesosy miala aina ; imasonao
Ref : Vaky fo ny Ray mandre kiakiakan-janaka
Rovitra ny ainao fa nahafoy anaka
Jesosy niantso anao nefa navelanao toy izao
tononkira.serasera.org Nomenao ho vonoina, nafoinao nohomboina
Tsy ho aiko hoe hatraiza izay vitanao
Tsy tratry ny saiko ny fitiavanao
Hazavao fo, hahay handanjalanja koa ; izay vitanao
Ref abzugqi dgdou : …
Ray o ! Soraty ao am-poko ao
Hay zava-doza izao famonjena izao
Mifona any aho, omeo fo vaovao ; manaiky Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 4693
Likes : 1 Like
Created by : kln_rab
Date : 19/09/2014 22:02