Ampidiro aloha ny tenimiafina
io ilay zanakao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o ! Io ilay zanakao
Fa nohomboina ny ho eo amin’io hazo io
Renao ny feony, qdsjj sy ny toreony ; miantsoantso xtpkiy Anao
Rotika ny fanahinao
Ny ranomasonao efa ora firy izao
Izy mitaraina, Jesosy miala aina ; imasonao
Ref : Vaky fo ny Ray mandre kiakiakan-janaka
Rovitra ny ainao fa nahafoy anaka
tononkira.serasera.org Jesosy niantso anao nefa navelanao toy izao
Nomenao ho vonoina, nafoinao nohomboina
Tsy qdfzmbcl ho aiko hoe hatraiza izay vitanao
Tsy tratry ny saiko ny fitiavanao
Hazavao fo, hahay handanjalanja koa ; izay vitanao
Ref : …
Ray o ! Soraty ao am-poko ao
Hay zava-doza izao famonjena izao
Mifona any aho, omeo fo vaovao ; manaiky Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 4632
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : kln_rab
Date : 19/09/2014 22:02