Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitokana (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitokana hitady Anao aho
Te ho eo amin'izay misy Anao aho
Hasandratro ny tanako ho any Aminao
Hikasika ny lambanao
Ho eo amin'ny fanatrehanao aho
Hanamasina ny Anaranao aho
Hanao vy very aina Aminao 'zay momba ahy
Nomarihinao fanahy
yrnl
cwpcm Inty tononkira.serasera.org aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
Miankohoka , manome voninahitra Anao
Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
Izao sowpqt fiderana izao , mba hiandriananao
Te ho eo amin'izay misy Anao aho
Hasandratro ny tanako ho any Aminao
Hikasika ny lambanao
Ho eo amin'ny fanatrehanao aho
Hanamasina ny Anaranao aho
Hanao vy very aina Aminao 'zay momba ahy
Nomarihinao fanahy
yrnl
cwpcm Inty tononkira.serasera.org aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
Miankohoka , manome voninahitra Anao
Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
Izao sowpqt fiderana izao , mba hiandriananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 13839
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihantapri
Daty : 07/05/2014 13:29
