Hitokana (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitokana hitady Anao aho
Te ho eo amin'izay misy Anao aho
Hasandratro ny tanako tononkira.serasera.org ho any Aminao
Hikasika ny lambanao
Ho eo amin'ny fanatrehanao aho
Hanamasina ny Anaranao aho
Hanao vy gxppxbiy very aina Aminao 'zay momba ahy
Nomarihinao fanahy
bartwidv Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
qksdom Miankohoka , manome voninahitra Anao
Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
Izao fiderana izao , mba hiandriananao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 14012
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mihantapri
Date : 07/05/2014 13:29