Hitokana (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitokana hjwjp hitady Anao aho
Te ho eo amin'izay misy Anao aho
Hasandratro ny tanako tononkira.serasera.org ho any Aminao
Hikasika ny lambanao
Ho eo amin'ny fanatrehanao aho
Hanamasina ny Anaranao aho
Hanao vy very aina Aminao 'zay momba ahy
Nomarihinao fanahy
cfkb Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
ilxbxnvz Miankohoka , manome voninahitra Anao
Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
Izao fiderana izao , mba hiandriananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 14013
Likes : 1 Like
Created by : mihantapri
Date : 07/05/2014 13:29