Foiko ho anao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiko ho Anao ny fisiako
Omeko ny ahiahy
Foiko ny foko sy fanahy
Ianao nifidy ahy oxyq no fidiko
Vatolampiko Ianao
Ho fiereko hatrizao
Novonjenao aho ka wfrhvd hanjakao
Fenoy ny hasirsira ny hasinao
Velomy ao ampoko ny hery vaikan'aina avy Aminao
Ho velon'aina aho noho mfudzhkc ny fanahinao
Ho ao amin'ny andro faha-fito aho
Ny fitondrana omeko Anao
Izay mety ho ambom-po ravao
Ianao sy ao Aminao
Vao isan'andro izao
Fitsaharako tononkira.serasera.org Ianao
Omeko ny ahiahy
Foiko ny foko sy fanahy
Ianao nifidy ahy oxyq no fidiko
Vatolampiko Ianao
Ho fiereko hatrizao
Novonjenao aho ka wfrhvd hanjakao
Fenoy ny hasirsira ny hasinao
Velomy ao ampoko ny hery vaikan'aina avy Aminao
Ho velon'aina aho noho mfudzhkc ny fanahinao
Ho ao amin'ny andro faha-fito aho
Ny fitondrana omeko Anao
Izay mety ho ambom-po ravao
Ianao sy ao Aminao
Vao isan'andro izao
Fitsaharako tononkira.serasera.org Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 1552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenomenaly
Daty : 16/07/2024 14:57
