Foiko ho anao (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mytuo Foiko ho Anao ny fisiako

Omeko ny ahiahy

Foiko ny foko sy fanahy

Ianao nifidy ahy no fidiko

Vatolampiko qswij Ianao

Ho fiereko hatrizao



Novonjenao aho ka hanjakao

Fenoy ny hasirsira ny hasinao

Velomy ao ampoko ny tononkira.serasera.org hery vaikan'aina avy anvvzsu Aminao

Ho velon'aina aho noho ny fanahinao



Ho ao amin'ny andro faha-fito aho

Ny fitondrana omeko  Anao

Izay mety ho ambom-po ravao

Ianao sy ao Aminao

Vao isan'andro izao

Fitsaharako Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Rasolondraibe
Hits : 1705
Likes : 0 Like
Created by : Fenomenaly
Date : 16/07/2024 14:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7361