Foiko ho anao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiko ho Anao ny fisiako
Omeko ny ahiahy
Foiko zdgbhzwl ny foko sy fanahy
Ianao nifidy ahy no fidiko
Vatolampiko Ianao
Ho fiereko hatrizao
Novonjenao aho ka hanjakao
Fenoy ny hasirsira ny hasinao
Velomy ao ampoko ny hery vaikan'aina mnzmwj avy Aminao
Ho velon'aina aho noho ny fanahinao
Ho ao amin'ny zhqc andro faha-fito aho
Ny fitondrana omeko Anao
Izay mety ho ambom-po ravao
Ianao sy ao Aminao
Vao tononkira.serasera.org isan'andro izao
Fitsaharako Ianao
Omeko ny ahiahy
Foiko zdgbhzwl ny foko sy fanahy
Ianao nifidy ahy no fidiko
Vatolampiko Ianao
Ho fiereko hatrizao
Novonjenao aho ka hanjakao
Fenoy ny hasirsira ny hasinao
Velomy ao ampoko ny hery vaikan'aina mnzmwj avy Aminao
Ho velon'aina aho noho ny fanahinao
Ho ao amin'ny zhqc andro faha-fito aho
Ny fitondrana omeko Anao
Izay mety ho ambom-po ravao
Ianao sy ao Aminao
Vao tononkira.serasera.org isan'andro izao
Fitsaharako Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 1553
Likes : 0 Like
Created by : Fenomenaly
Date : 16/07/2024 14:57
