Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miandry foana (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fdambgn Nandrasako ho tonga maraina gina foana teo aho
Nandroso hisakafo aho ny atoandro nangina ilay seza
Niandry handondona ihany aho ny hariva nandini-baravarana
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao nipitrapitra teo aho
Fetiko androany fetiko androany, dia tsy tsaroanao ve?
Sa ninianao hoadinoina tsotr’izao fa inona no tononkira.serasera.org antony?
Fandrao dia tsy tianao intsony aho tsy manahy lazao ahy (2)
Raha toa izany xgnd raha toa izany hivavaka aho ho antsika
Mahazoa zay rehetrarehetra mety ilaina ianao ny anjarako fa vita
Ny sombin’ny tsara wnvnj azo avy amiko no iriko ho tehirizinao
Ny soa sy ny tsara azo avy amiko no iriko hovimbininao
Antenaiko ho tonga rahariva ilay kintan-kely anjarako
Fa na handao aho izy ampitso inoako fa hipody indray
Tsy mba toa anao tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita
Tsy tonga ianao rehefa tsy tonga ianao tsy hipitrapitra intsony aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 20358
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/08/2002 17:45