Miandry foana (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandrasako ho tonga maraina gina foana teo aho
Nandroso hisakafo aho ny atoandro nangina ilay seza
Niandry handondona ihany aho ny hariva nandini-baravarana
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao nipitrapitra teo aho
Fetiko androany fetiko androany, dia tsy tsaroanao ve?
Sa ninianao hoadinoina tsotr’izao fa inona no antony?
Fandrao tononkira.serasera.org dia tsy tianao intsony aho tsy manahy lazao ahy (2)
Raha toa izany raha toa izany hivavaka aho ho antsika
Mahazoa zay rehetrarehetra mety ilaina ianao ny anjarako fa vita
Ny sombin’ny tsara azo avy amiko no iriko ho tehirizinao
Ny soa sy ny tsara azo avy amiko no iriko hovimbininao
Antenaiko ho tonga rahariva ilay kintan-kely anjarako
Fa na handao aho izy ampitso inoako fa hipody indray
Tsy mba toa anao tsy rhmvszfb mba toy ny anao manepoka tsy hita
Tsy tonga ianao rehefa xmtantq tsy tonga ianao tsy opdtwu hipitrapitra intsony aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 20357
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 29/08/2002 17:45