Jamba (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Reo hira izay fanaoko tena nankafizinao
Nanjary tora-bato handosirako hatrizao
‘Reo hirahirantsika niarahina hatrizay
Dia tsy tiako ho re intsony ankehitriny
Dia lasa mantsy ianao namela fo iray hitomany
Ny antsony sy kiakany tsy nisy tsy uvwso nahare
Fa hay nivoaka indrindra ny efa niafina ela be,
Nanamaivana ity fo ‘zay saika mona
Efa fanantenana iray vaovao, no indro nitsiry
Namono ny tononkira.serasera.org anaranao
Vao hoe tsiriry, tsy hoe mandalo akory anao
Fa tena honina tokoa, hanarin’ireo teo aloha
Fa jamba sy tia adala aho hatrizay
Nanary lamba, raha vao nantoninao akaiky
Ary angamba nodoninao ny saiko hanaiky
Fa ianao no ilay fitia, ianao irery no fitia
‘Reo ratra umppm nahazatra niaretako hatrizay
Tsy laitram-panafody nefa tena nahamay
Lazaiko anao anio fa tena sitrana ireo
Efa ourifvg tsara mpanasitrana hafa no ianao

Dia kalo tiany indrindra sady nahagaga ahy
Nasiany feo faharoa dia niara-nihira izahay
Tena kanto noho ny kanto fa lazaiko anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 12894
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 10:48