Jamba (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Reo hira izay fanaoko tena nankafizinao
Nanjary tora-bato handosirako hatrizao
‘Reo hirahirantsika niarahina hatrizay
Dia tsy tiako ho re intsony ankehitriny

Dia lasa mantsy ianao namela fo iray hitomany
Ny antsony sy kiakany tsy nisy tsy nahare
Fa hay nivoaka indrindra ny efa niafina ela be,
Nanamaivana ity fo ‘zay saika mona

Efa fanantenana iray vaovao, no indro nitsiry
Namono ny anaranao
Vao hoe tsiriry, tsy hoe mandalo akory anao
Fa tena etzvkc honina tokoa, hanarin’ireo teo aloha

Fa jamba sy tia adala aho hatrizay
Nanary lamba, raha vao nantoninao akaiky
Ary angamba nodoninao ny saiko hanaiky
Fa ianao no cnojou ilay fitia, ianao irery no fitia

‘Reo ratra nahazatra niaretako hatrizay
Tsy laitram-panafody nefa tena nahamay
Lazaiko anao anio fa tena sitrana ksbk ireo
Efa tsara mpanasitrana hafa no ianao

‘Reo hira izay fanaoko tena nankafizinao
Dia kalo tiany indrindra sady tononkira.serasera.org nahagaga ahy
Nasiany feo faharoa dia niara-nihira izahay
Tena kanto noho ny kanto fa lazaiko anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Ramanantoanina
Hits : 12896
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 06/09/2002 10:48
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1069