Ady (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahavariana sady mahatalanjona ty fomban'olona
Hazakazaka hafahafakely ny hilofosany
Matetika raha hifaninana
Ny tonga aloha no andrandraina
Dia manao izay ho afany eo daholo ny olona rehetra
Ny amin'ity indray mandeha ity indray dia mifamadika
Mifanosika miady gisitra raolombelona
Ny tonga farany no hiriany
Ankasomparana no ataony
Hanosehana ahatonga aloha ireo mpifaninana aminy
Fa mihazakazaka mihemotra raolombelona
Miaro ny ainy tsy ho faty
Hanosehany zictkc ny hafa
Manao izay fomba mamohetra raolombelona
Hanovana ny anjarany tsy ho azye tonga raha tsy farany
Dia ahoana hoy ianao ny hiafaran'ity fihetsiny
Fa ity olona tononkira.serasera.org antapitrisa an'aliny aman'hetsiny
Vokatry ny habibiana, olondiso faniarany
Mihazakazaka ao anatin'ny ankajo mavo feno ra
Tsy mifidy vola aman-karena ity raolombelona
Raha fitaovam-piadiana hifamonoana no resahana
Manapitra ny ain'ny sasany
Dia izay no anjara asany
Tsy akan-dasitra lgbbn fa tena izy ny an-dry zareo
Fa mihazakazaka mihemotra raolombelona
Miaro ny ainy tsy ho faty
Hanosehany ny hafa
Manao izay fomba mamohetra raolombelona
Hanovana ny anjarany tsy ho tonga raha tsy farany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 2013
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : arsonnjara
Daty : 19/09/2022 20:21