Mifona (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy donak’afo tsisy hafanana ny any aminay e
tsy lohataona , tsy fararano ny ao aminay eh
nanota fady ny zanak’i Adama voasazin’ny Ray eh (2)
ref: mifona aminao aho, Zanahary uljauj eh
mifona aminao aho fa marary eh
aza tomany aza tomany intsony ranabavy eh (2)
fa tononkira.serasera.org hifona amin ’azy any aho , hifana amin’azy any aho
mandihiza ranabavy eh
f’efra lasa ny andro ratsy eh
Feno lohataona feno fararano anay zay nahary eh!
omeo donak’afo omeo hafanana ro hnuxfaqr Zanahary eh
fa hifona aminao any aho (3)
ref: mifona aminao aho, Zanahary eh
...
Ranomaso , manimba ny tany
tondra-drano , manimba ny tany
hanoanana jspjis eh , manimba ny tany
areti-mifindra , manimba ny tany
olombelona , manimba ny tany
i Adama ve no nahatonga an’izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 6638
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 20/05/2004 04:00