Mifona (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy donak’afo tsisy hafanana ny any aminay e
tsy lohataona , tsy fararano ny ao aminay eh
nanota fady ny zanak’i Adama voasazin’ny Ray eh (2)
ref: mifona aminao aho, Zanahary eh
mifona aminao aho fa marary eh
aza tomany aza tomany intsony ranabavy eh (2)
tononkira.serasera.org fa hifona amin ’azy any aho , hifana amin’azy any aho
mandihiza ranabavy eh
cniw f’efra lasa ny andro ratsy eh
Feno lohataona feno fararano anay zay nahary eh!
omeo donak’afo omeo hafanana ro Zanahary eh
fa hifona aminao any aho (3)
ref: mifona xtayead aminao aho, Zanahary eh
...
Ranomaso , manimba ny tany
tondra-drano , manimba ny tany
hanoanana eh , manimba ny tany
areti-mifindra , manimba ny tany
olombelona , manimba ny tany
i Adama ve thasrrk no nahatonga an’izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 6719
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 20/05/2004 04:00