Ampidiro aloha ny tenimiafina
1+1 (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ricky)
Sendra nandalo anie aho tamin’izay
Nivezivezy fa tokana qkizbxu iray
Tampoka teo reko avy any aminao
Hazavana hafanana hatsarana
(Poopy)
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny masontsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Ka tsaroako tsy afaka an-doha
(Miaraka)
Tsy nisy nanampo izaho sy ianao
Fa hifanojo dia ho eto izao
Vonona ny hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ofxdhclg ho doria
(Ricky)
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao
Nisy hery iray fitiavako anao
Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra olon’iray
(Poopy)
Reko fa nanohina ilay antsonao
Ny bitsika manginan’ny foko
Tsy haiko nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo tononkira.serasera.org ahiahy. dlzfnhgh
Sendra nandalo anie aho tamin’izay
Nivezivezy fa tokana qkizbxu iray
Tampoka teo reko avy any aminao
Hazavana hafanana hatsarana
(Poopy)
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny masontsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Ka tsaroako tsy afaka an-doha
(Miaraka)
Tsy nisy nanampo izaho sy ianao
Fa hifanojo dia ho eto izao
Vonona ny hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ofxdhclg ho doria
(Ricky)
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao
Nisy hery iray fitiavako anao
Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra olon’iray
(Poopy)
Reko fa nanohina ilay antsonao
Ny bitsika manginan’ny foko
Tsy haiko nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo tononkira.serasera.org ahiahy. dlzfnhgh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 18098
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/09/2002 15:11
