1+1 (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ricky)
Sendra nandalo anie aho tamin’izay
Nivezivezy fa tokana iray
Tampoka teo reko avy any aminao
Hazavana hafanana hatsarana
(Poopy)
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny masontsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Ka tsaroako tsy afaka an-doha

(Miaraka)
Tsy nisy nanampo izaho sy ianao ncvbf
Fa hifanojo dia ho eto izao
Vonona ny hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ho doria

(Ricky)
Tonga tsy nantsoina avy mcvjpc ao anatiko ao
Nisy hery iray fitiavako anao
Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra olon’iray

(Poopy)
Reko tononkira.serasera.org fa nanohina ilay antsonao
Ny bitsika vvpkiaw manginan’ny foko
Tsy haiko nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo ahiahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Olombelo Ricky
Visites : 18437
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/09/2002 15:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2239