ny vola (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola aloha manjaka an’izao tontolo izao
Tsy misy tia
Mandoahalika eo aminy mirehareha
Izay manana tononkira.serasera.org pvpaohc azy dia be dia be fa miadana
Finaritra tjyd sy feno afomf hasambarana
Tandremo anefa sao handevoziny ianao
Ka tsy mahatsiaro intsony ny haja sy ny voninahitrao

--------
Lien: