IANAO IRERY IHANY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no efa nekeko, ka sanatria raha mba hoseko
Ianao no notolorako fitia, ny miova hatao tononkira.serasera.org sanatria
Be xjli ny pika, fa ny lisy ary mbola ho samirery
Be ny kanto nefa indrisy, zxmvane ianao ihany no nahatery
Dia babo teo ny foko, nandefa nofy hafahafa
’Njay fa ny hlkd vetsoko nisoko, ianao ihany re no hafa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RazilinahVangy : 4586
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 26/11/2003 14:33