Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Fanjakany (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo:
Ny Fanjakan'Andriamanitra Ray dia tononkira.serasera.org miavaka
Feno fanahy
Fahatsarana sy fahadiovana
Tsy maintsy honenako rahatrizay
Fahazavana mamiratra soa
Feno fiadanana tsara tokoa
Ny ao an-dapan'Ilay Ray Tsitoha 'Lay toerana iray vaovao
Reff:Andriamanitray ô be fitiavana
Izao fanompoan'izao re Henoinao
Fa hira fiderana tsy nezvc miato ho Anao
Vetsoinay, Kaloinay sycevtvc ho Anao (x2)
Solo 2:
Ny Fanjakan'Andriamanitra Ray dia masina
Feno fanahy
Miboiboka fahasambarana
Tsy mety ritra, tsy mety ho lo
Fa mandrakizay lay fiadanam-be
Ho an'izay handova ny lanitra
Hitoeran'ny mpino gqwdu rehetra tokoa
Lay Fanjakan'i Jesoa
Reff: (x2)
A/C: Lanto Ravel
Ny Fanjakan'Andriamanitra Ray dia tononkira.serasera.org miavaka
Feno fanahy
Fahatsarana sy fahadiovana
Tsy maintsy honenako rahatrizay
Fahazavana mamiratra soa
Feno fiadanana tsara tokoa
Ny ao an-dapan'Ilay Ray Tsitoha 'Lay toerana iray vaovao
Reff:Andriamanitray ô be fitiavana
Izao fanompoan'izao re Henoinao
Fa hira fiderana tsy nezvc miato ho Anao
Vetsoinay, Kaloinay sycevtvc ho Anao (x2)
Solo 2:
Ny Fanjakan'Andriamanitra Ray dia masina
Feno fanahy
Miboiboka fahasambarana
Tsy mety ritra, tsy mety ho lo
Fa mandrakizay lay fiadanam-be
Ho an'izay handova ny lanitra
Hitoeran'ny mpino gqwdu rehetra tokoa
Lay Fanjakan'i Jesoa
Reff: (x2)
A/C: Lanto Ravel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVangy : 347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 18/12/2025 07:34
