Anatra kely (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Fa raha mbola misy tsy ampiampy aminao,
Dia tsarovy fa Jesoa Malala efa Tomponao,
Mitoria tononkira.serasera.org an'Andriamanitra fitiavana,
Raiso ny Baiboly ho vatsy an-tanana
Raiso ny tenin'ny Tompo mba ho namanao
'Zay no vbvd hany mba anatra kely azo aroso anao
Mitoria an'Andriamanitra fitiavana,
Fa raha ao ianao, hanjaka anatinao ny heriny

Ref: Raha tsy te hanan-dratsy ianao
Dia diovy ary ny fonao, mba hanana fiainana mandrakizay,ee
Tsy ho sodokan'ny adalana, ditraditra sy filibana
Fa dia hanana fiainana mandrakizay


2)Fa raha mbola misy tsy metimety indraindray
Tadidio fa ny Tompo mpampianatra tena mahay
Hampitoero handidy sy hanampaka ao am-ponao ao,
Aza avela raha tsy mahita miova ianao
Ny hany fantaro sy aza adinon an-tsaina koa,
Fa isika dia tsinontsinona ary mora loa
Izy irery 'lay tokana ckst tsy miova hatrizay Izy hampiray antsika mba ho iray ao Aminy

Ref: Raha tsy te hanan-dratsy ianao
Dia diovy ary ny fonao, mba hanana fiainana mandrakizay,ee
Tsy ho sodokan'ny adalana, ditraditra sy filibana
Fa dia hanana fiainana mandrakizay (×2)
(...)Fa dia hanana fiainana mandrakizay(x4)

A/C: Lanto Ravel rzftyck

--------
Rohy:
Hevitra
Makbank ( 07/12/2025 21:15)
✝️
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA
Vangy : 393
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 06/12/2025 13:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0914