Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voatokana ho anao (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voatokana tononkira.serasera.org ho anao
Ny fiainako eto
Ny fifaliako,ny eritreritro
Dia aminao
Volana mazava
Fanilo lalan-dava
Ny endrikao misariaka
Anilako eto
Ny habakabaka hanidinako
Tsy mahakivy intsony sanatria
Fa tiana sady mjmtgow tia( sfqcv tiako ianao)
Ny fo mifangy
Ny vetsovetsonao mazàna hatrizay
Manjary dina tena mamiko
Hataoko vato fehizoro ny kltam akaniko
(ho anao mandrakizay )
Tonony sy feony:Jerôme Randria (1959)
Ny fiainako eto
Ny fifaliako,ny eritreritro
Dia aminao
Volana mazava
Fanilo lalan-dava
Ny endrikao misariaka
Anilako eto
Ny habakabaka hanidinako
Tsy mahakivy intsony sanatria
Fa tiana sady mjmtgow tia( sfqcv tiako ianao)
Ny fo mifangy
Ny vetsovetsonao mazàna hatrizay
Manjary dina tena mamiko
Hataoko vato fehizoro ny kltam akaniko
(ho anao mandrakizay )
Tonony sy feony:Jerôme Randria (1959)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 3418
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Daty : 07/11/2002 12:49
