Voatokana ho anao (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voatokana ho anao
Ny fiainako eto
Ny fifaliako,ny eritreritro
Dia aminao
Volana mazava
Fanilo lalan-dava
Ny endrikao misariaka
Anilako eto
Ny habakabaka hanidinako
Tsy mrqnurrh mahakivy intsony sanatria
Fa tiana sady tia( tiako ianao)
Ny fo mifangy
Ny vetsovetsonao mazàna sjqtsvpl hatrizay
Manjary dina tena mamiko
Hataoko vato fehizoro ny tononkira.serasera.org akaniko
(ho anao mandrakizay )
Tonony sy feony:Jerôme Randria (1959)
bqcwmko
Ny fiainako eto
Ny fifaliako,ny eritreritro
Dia aminao
Volana mazava
Fanilo lalan-dava
Ny endrikao misariaka
Anilako eto
Ny habakabaka hanidinako
Tsy mrqnurrh mahakivy intsony sanatria
Fa tiana sady tia( tiako ianao)
Ny fo mifangy
Ny vetsovetsonao mazàna sjqtsvpl hatrizay
Manjary dina tena mamiko
Hataoko vato fehizoro ny tononkira.serasera.org akaniko
(ho anao mandrakizay )
Tonony sy feony:Jerôme Randria (1959)
bqcwmko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 3419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Daty : 07/11/2002 12:49
