Tandindom-pitia (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandindom-pitia efa otlj sambatra
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita no ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka ka malahelo
Foana oreuyb ka lasa tomany
Ny tononkira.serasera.org fitia efa mamelovelo
Niriotra tsy fantatra akory
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay nampahory
’lay noheverina ho mrfbpq fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony sy feony : Jerôme Randria(1963)
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita no ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka ka malahelo
Foana oreuyb ka lasa tomany
Ny tononkira.serasera.org fitia efa mamelovelo
Niriotra tsy fantatra akory
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay nampahory
’lay noheverina ho mrfbpq fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony sy feony : Jerôme Randria(1963)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 2927
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Daty : 07/11/2002 13:42
