Tandindom-pitia (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandindom-pitia efa sambatra
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita tononkira.serasera.org no ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka ka malahelo
Foana ka lasa tomany
Ny fitia efa aamndf mamelovelo
Niriotra tsy fantatra akory
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay aidlgtlv nampahory
’lay noheverina ho fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony chfaek sy feony : Jerôme Randria(1963)
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita tononkira.serasera.org no ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka ka malahelo
Foana ka lasa tomany
Ny fitia efa aamndf mamelovelo
Niriotra tsy fantatra akory
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay aidlgtlv nampahory
’lay noheverina ho fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony chfaek sy feony : Jerôme Randria(1963)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 2985
Likes : 0 Like
Created by : Rahaga Xavier E
Date : 07/11/2002 13:42
