Tandindom-pitia (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandindom-pitia efa sambatra
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita no buba ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka xgsgkg ka malahelo
Foana ka lasa tomany
Ny fitia efa mamelovelo
Niriotra tsy fantatra akory
Nidify zrjuhbv eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay nampahory
’lay noheverina ho tononkira.serasera.org fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony sy feony : Jerôme Randria(1963)
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita no buba ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka xgsgkg ka malahelo
Foana ka lasa tomany
Ny fitia efa mamelovelo
Niriotra tsy fantatra akory
Nidify zrjuhbv eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay nampahory
’lay noheverina ho tononkira.serasera.org fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony sy feony : Jerôme Randria(1963)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 2985
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahaga Xavier E
Date : 07/11/2002 13:42
